Teny iditra | vony arifomba | |
Singan-teny | vony ; arifomba | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Voninkazo misy ravim-bony, felam-bony, lahim-bony sy vavim-bony [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Fleur complète [1.13] | |
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | |
Tovy hevitra | voninkazo tomombana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06 |